Imprimer

Zara Hazondamosina velona avy

amin’ny Kôlônely Richard Ratsimandrava

boky nosoratan’i Dr Ramahatra Roland ;

ny teny fampidirana dia nataon'ny Jeneraly Randrianazary, Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-Pirenena ;

ary ny sary amin’ny fonony dia nataon'i Atoa Rafalimanana Léon ary ny PAO dia nataon' i Atoa Ramangalahy Ranto (avril 2013)


Votoaty - Boky 1 :

Teny fanolorana : Zara Hazondamosina velona avy amin’ny Kôlônely Richard Ratsimandrava