Richard Ratsimandrava
21 mars 1931 - 11 février 1975

Ny "Fanahy mahaolona "  nentim-paharazana , hijoroana amin'ny maha-malagasy, no fenitry ny Kolonely Ratsimandrava hitondrana ny Tany sy ny Fanjakana miorim-paka amin'ny Fokonolona. 
 Sarobidy taminy ny Fiandrianam-pirenena. Fifanakalozan-kevitra no nihainoany hatrany ny hevitr'ireo natonony sy ireo nanatona azy amim-pifaliana.
