Blue Flower

Fahatsiarovana
ny faha-50 nahafatesan'ny Kolonely Richard Ratsimandrava

11 Febroary 1975 - 11 Febroary 2025

Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina


  • Fampirantiana tahiry-tsary :
  • - 11 febroary 2025 - 11 ora maraina - Lapan'Andafiavaratra
  • Lohahevitra : Fokonolona, fanoitra ho amin'ny fanafahana sy fampandrosoana an'i Madagasikara :
  • - 11 febroary 2025 - 2 ora tolakandro - Lapan'Andafiavaratra
  • Fandaharana manokana novokarin'ny Televiziona malagasy mikasika ny Kolonely Richard Ratsimandrava :
  • - 11 febroary 205 - 6 ora hariva - TVM
  • Lohahevitra : Ny adidy ho an'ny tanindrazana araky ny hevitry ny Kolonely Richard Ratsimandrava
  • - 12 febroary 2 ora tolakandro - Lapan'Andafiavaratra