Lalankevitra zary otrikarena
hifampizara traikefa, hifanome aina, hifampiombom-pitia
hampanjariana ny fiarahamonina
11 Febroary – 21 marsa 2007
Ho an’i Richard sy Thérèse
avy amin’i Juliette sy ireo Mpiray dia aminy
ARo FAnanana Kolontsaina Antananarivo (AFAKA)
Pour consulter le fichier pdf, cliquer ici
Laza votoaty
1-Iza moa Ratsimandrava Richard?
2-Tsiaro, akoran’aina atolotra holovain-jafy, Marsa 2006
- 21- Faha 75 taona nahaterahan’ny Kôlônely Ratsimandrava (21 Marsa 1931 - 21 Marsa 2006)
- 22- Volamena latsaka am-bovoka : Vina sy Tsiahy/Emmanuel D.Tehindrazanarivelo, Mpitandrina
- 23- Ny « aza matahotra » eo amin’ny kabarin’ny Kôlônely Ratsimandrava/Ramahatra Roland
- 24- Famintinana: ankalazana amin’ny fomba vaovao ny olo-malaza eto amintsika
3-Tsiaro fameloma-maso, Febroary 2007. Laza votoaty: vatsy sy pitikafo
31- Famaritana ny laza olana
- 311- Ny atao hoe fokonolona
- 312- Fifanomezana hasina (firafitra 1)
- 313- Fampanjariana sata ny fokonolona: fananana iombonana (firafitra 2)
- 314- Ny takian’ny atao hoe développement durable miainga avy any ifotony (firafitra 3)
- 315- Fehiny: ny fampandrosoana miainga avy any ifotony : lazaolana
32- Vatsy ho an’ny lalan-kizorana
- 321- Jery faobe: ny manahirana, ny azo atao
- 322- Fototra iorenan’ny fitondrana tsara tantana
- 323- Ny teny sy ny asa fampandrosoana
- 324- Fandrafetana fitaovana: zotram-pandrosoana ifotony
- 325- Ny sefo fokontany
- 326- Zotram-panavaozana ifotony: formation brute de capital fixe
- 327- Ny vahoakan’ny 13 Mey: ny fokonolona an-tanan-dehibe ankehitriny
- 328- Attentes par rapport à l’Université et à la Recherche
- 329- Pour un thesaurus sur le développement durable
33- Fehiny: ny alaolana, processus de résolution de situation à problèmes
ifandraisana :
Tahala Rarihasina - 45–47 Araben'ny 26 Jona 1960 - Analakely – 101 Antananarivo
Tel : O20 22 559 97
Mailaka : Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.
BOA : 05020 -1592501 0006